FIVORIAMBE

NY 17 sy 18/12/2011 eto Antananarivo
Saran-dasy: 8.000 Ariary
Toerana: Marlix

88 TAONA

1923 ... 2011

Dinika Nasionaly

Sampana Mpiandalana
Volana Desambra 2011

Propriétaires du site

  • Admin Foibe
IREO SAMPANA‎ > ‎

TARATRA

Sehatra hikatrohan'ireo zatovo eny amin'ny "Université" no antsoina hoe: Antily TARATRA.

Dingana amin'ny fandrafetana Teti-pibeazana ho azy ireo dia efa nisy Fihaonambe natao isakin'ny Diosezy misy Université sy ny Fihaonambe Nasionaly izay natao tany amin'ny Diosezin'i Toamasina ny taona 2009.

Hivoaka tsy ho ela ny boky mandrafitra izany fihaonambe Nasionaly izany.

Č
ą
ď
100_0258.jpg
(1397k)
Admin Foibe,
17 févr. 2011 04:02
ą
ď
100_0259.jpg
(1353k)
Admin Foibe,
17 févr. 2011 04:08
ą
ď
100_0335.jpg
(1755k)
Admin Foibe,
17 févr. 2011 04:13