FIVORIAMBE

NY 17 sy 18/12/2011 eto Antananarivo
Saran-dasy: 8.000 Ariary
Toerana: Marlix

88 TAONA

1923 ... 2011

Dinika Nasionaly

Sampana Mpiandalana
Volana Desambra 2011

Propriétaires du site

  • Admin Foibe

IREO SAMPANA

 LOVITAO
Louveteaux
Scouts
Pionniers
Routiers
 TARATRA
Université

Misy zara-taona efatra ny sampana ato amin'ny ANTILIN'I MAGASIKARA, natao indrindra hanampy ny tompon'andraikitra hahay hanavaka ny filàna sy ny hetahetan'ny beazina eo amin'ny fiaraha-monina.

  1. Ny Lovitao
  2. Ny Mpianjoria
  3. Ny Mpamakilay
  4. Ny Mpiandalana

Ny Antily TARATRA dia manana ny mampiavaka satria ireo zatovo mianatra eny amin'ny "Université" no mirotsaka ao.