FIVORIAMBE

NY 17 sy 18/12/2011 eto Antananarivo
Saran-dasy: 8.000 Ariary
Toerana: Marlix

88 TAONA

1923 ... 2011

Dinika Nasionaly

Sampana Mpiandalana
Volana Desambra 2011

Propriétaires du site

  • Admin Foibe

Vatompanorenana

 STATISIKA DIOSEZY
 FARITRA FIVONDRONANA SAMPANA


Isa voaray alohan'ny Aogositra 2011
 
Diosezy Totaly
Ambanja 215
Ambatondrazaka 71
Ambositra 27
Antananarivo 791
Antsirabe 341
Antsiranana 794
Ihosy 15
Miarinarivo 63
Moramanga 21
Tolagnaro 25
Tsiroanomandidy 158
Totaly 2521

Ny fiandry voina  na aro voina kosa dia ilay assurance izay aloantsika any amin'ny PASCOMA (CISCO) any amin' izay misy antsika (io izany ilay fiantohana raha misy voina mahazo rehefa any an-dasy na misy andraikitra izay nankininina amintsika ary manao fanamiana mijijy.

Ny atao hoe vatom-panorenana dia midika latsak'emboka izay fandoa isan-taona izay miantoka ny fampandehanan-draharaha sy ireo adidy maro izay miandry antsika isan-taona eo anivon'ny AIM, FSM, BMS, CICC sns... 

Ny fomba fandoavana izany dia toy izao:

Ny ASSURANCE dia misy imprimé sy NUMERO DE COMPTE (androtsahana vola)  izay alaina any amin'ny CISCO misy antsika ka io no fenoina tsara araka ny toro-marika izay omena tsy asiana diso ary tsara raha atao sora-printy dia aloa ny vola any amin'ny banky na paositra (omen'ny CISCO io). MANAOVA PHOTOCOPIE HO ANAREO SY HOAN'NY FOIBE. Rehefa voamarin'ny CISCO fa voarainy ny VOLA ary omeny ROSIA IANAREO.

Ny VATOM-PANORENANA kosa dia ilay ambin'ny vola izay tsy narotsaka tany amin'ny CISCO ka io no arotsaka any amin'ny kaontin'ny ANTILIN'I MADAGASIKARA BOA AGENCE B 

Code Banque Code Guichet Numéro de compte Clé RIB Banque
00009 05020 11022360001 45 BOA Antananarivo B

ary ilay Bordereau izay nampiasaina hatramin' izay ihany no izy.(Azo alaina eto amin'ny site web).

Tsara ny manamarika fa TSY MAINTSY ATAO MITOVY ny anaran'ny olona voasoratra any @ CISCO sy ny Borderau AIM.

VATOMPANORENANA
BEAZINA MPIANDRAIKITRA TONIA FILOHA SAIM
 600 Ariary  1 400 Ariary  2 000 Ariary  2 500 Ariary
 4 000 Ariary

Ny DOSSIER miakatra aty @ FOIBE dia ireto avy:

BORDERAU CISCO misy ny anaran'ny nandoa assurance miampy ny Récépissé nandoavana vola tany CISCO. (ORIGINAL DAHOLO IREO).

BORDERAU AIM misy ny anaran'ny nandoa vatom-panorenana ary mitovy ilay tany amin'ny CISCO miampy ny bordereau de versement espèce BOA (manamarina fa narotsaka tany @ banky ny vola ambiny).

RAZAFINDRAHAGA Eric
Ekipa Foibe AIM.

Sous-pages (1) : Vola
Č
ą
ď
Assurc.tif
(123k)
Admin Foibe,
30 mars 2011 06:08

Commentaires

Admin Foibe - 7 févr. 2011 04:57

2011

Admin Foibe - 22 août 2011 04:09

Nahaloa vatompanorenana voaray teo alohan'ny volana Aogositra 2011
Diosezy
Ambanja 215
Ambatondrazaka 71
Ambositra 27
Antananarivo 791
Antsirabe 341
Antsiranana 794
Ihosy 15
Miarinarivo 63
Moramanga 21
Tolagnaro 25
Tsiroanomandidy 158
Total 2521