FIVORIAMBE

NY 17 sy 18/12/2011 eto Antananarivo
Saran-dasy: 8.000 Ariary
Toerana: Marlix

88 TAONA

1923 ... 2011

Dinika Nasionaly

Sampana Mpiandalana
Volana Desambra 2011

Propriétaires du site

  • Admin Foibe
FIOFANANA‎ > ‎

ZOTRA

Zohin’Ofana :  Tetika sy  Raki-panofanana Ahombiazana

Dingana arahana

Votoaty

Faharetany


Fampiharana ZATRA

-Fandrafetana sori-banim-panofanana ho an’ny dingana haza, ketsa, zaha, salohimbary

-Fitarihana Haza na ketsa

18-24 volana





ZOTRA (8 andro)

-Fandrafetana drafi-panofanana

-Famolavolana fanofanana ho an’ny tompon’andraikitra AIM

Toussaint


Fampiharana ZOTRA

-Famolavolana fanofanana fotoam-piofanana

-Fandrafetana drafi-panofanana eo amin’ny fari-piadidiana

2-3 taona