FIVORIAMBE

NY 17 sy 18/12/2011 eto Antananarivo
Saran-dasy: 8.000 Ariary
Toerana: Marlix

88 TAONA

1923 ... 2011

Dinika Nasionaly

Sampana Mpiandalana
Volana Desambra 2011

Propriétaires du site

  • Admin Foibe
FIOFANANA‎ > ‎

ZARY

Zara Asa sy Rafitra Ifampitondrana

Dingana arahana

Votoaty

Faharetany



Fianaran-draharaha

-Fianaran-draharaha eo  anivon’ny fari-piadidiana iray

-Misy Tompon’ andraikitra iray manao ny fanjohiana

2-4 volana

 


ZARY ( 4 andro)

-Fanentanana  fikambanana ankapobeny

-Teti-pivoarana sy sori-dalana (3 taona)

Noely na fara kerinandro 2


Fampiharana ZARY 

-Fampiharana ny teti-pivoarana

-Manangana tetik’asa sy manantanteraka izany eo amin’ny fari-piadidiany

9-12 volana