FIVORIAMBE

NY 17 sy 18/12/2011 eto Antananarivo
Saran-dasy: 8.000 Ariary
Toerana: Marlix

88 TAONA

1923 ... 2011

Dinika Nasionaly

Sampana Mpiandalana
Volana Desambra 2011

Propriétaires du site

  • Admin Foibe
FIOFANANA‎ > ‎

A_TSIRY

Fivondronana :

Manana adidy amin’ny mpiandraikitra ny tonia satria ambaratonga anombohany ny fiofanana voalohany indrindra ny fivondronana. Ao no :
- amantarany ny andraikitra miandry azy.
- ifaneraserany amin’ireo mpiahy na mpiandraikitra efa za-draharaha.
- anovozany ny fahalalana fototra amin’ny famakiana boky sy isantarana sahady ny fandraisana andraikitra
- andraisany anjara amin’ireo lahasan’ny tafika atao amin’ny fivoriana, lasy, an-tsaha....sy ny fiainam-pikambanana toy ny filan-kevi-pivondronana, filankevitry ny tafika...)