Sehatra Andalinana ny Lahasa Omanina HIfanaraka Marina amin’ny Beazina ARaka ny Ironan’ny sainy
|
Dingana
arahana
|
Votoaty
|
Faharetany
|
|
Salohim-bary
(8 andro)
|
-Famoronana sori-dahasa
-Fandalinana ny teti-pibeazana sy
teti-pivoaran’ny tafika
|
Vakansa
lehibe
|
|
Fampiharana
SB
|
-Fananganana teti-pivoaran’ny tafika sy
fampiharana izany
-Fanaovana sori-dahasa sy fampiharana izany
fitarihana lasy am-pahombiazana
|
12-15
volana
|
|
|