Hasin’ny Andraikitra : Zo sy Adidy
|
Dingana arahana
|
Votoaty
|
Faharetany
|
|
|
|
|
Fianaran-draharaha
|
-Fianaran-draharaha eo
anivon’ny fivondronana iray
-Misy Tompon’andraikitra iray manao ny fanjohiana
|
2-4 volana
|
|
|
HAZA ( 5 andro)
|
-Fanentanana fivondronana
-Fitantanana ankapobeny
|
Noely
|
|
|
Fampiharana HAZA
|
-Manampy amin’ny fitarihana Lasy lehibe
-Manao soritr’asa sy manantanteraka izany eo amin’ny fivondronana
|
9-12 volana
|
|
|
|
|
|